Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                

Zavamaniry

Endrika tamin'ny 11 Jolay 2019 à 11:13 nataon'i Regularuk (dinika | fandraisan'anjara) (manampy kojakoja (miala tsiny, mazana teny anglisy aho))

Fototra (Plantae)

Zavamiaina marosela sy mazàna mandevona hirana ny alalan photosynthese ny zavamaniry.[1]

Misy zavamaniry miampe vony, voan, faka, sy zavamaniry tsy misy vony, voan, faka. Nivoatra tsikelikely ny toetra. Voalohany zavamaniry ny ahidrano.

Atao hoe Angiosperm, ny zavamaniry misy nofo voan. Atao hoe Gymnosperm ny zavamaniry tsy misy nofo voan. nivoatra raha hahasarika ny biby sy hiparitaka ny voan ny voankazo.

Misy sahabo 320000 karazana tamin'ny zavamaniry.[2]

Mampiasa ny zavamiaina raha sakafo (ohatra vary, voaniho, fisika), raha rafitra (ohatra taretra, andramena, rofia) raha fanafody (ohatra vonenina, aferontany, tongolahy), raha aloka. Manao oxygen ny zavamaniry, mandray ny fandotoana, sy manatsara fahasalamana ara-tsaina.

Album

  1. Merriam Webster Dictionary - Plant
  2. IUCN - Numbers of Threatened Species by Major Groups of Organisms