Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                

I Rôma dia renivohitran' i Italia, eo amin' ny 22 km ny renivohitra ny Ranomasina Tireniana. Misy mponina 2 718 700 ny ao (4 253 450 izany raha isaina ny tanàna manodidina miankina aminy). I Rôma no tanàna be mponina indrindra sy be velarana indrindra any Italia; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa ampitahaina amin' i Napoli sy i Milano.

Rôma

Renivohitray ny Empira Rômana i Rôma. Urbs no anarany tamin' io andro io. Mety fantatra koa izy miaraka amin' ny tanàna an-tanety fito (Aventino, Celio, Capitolino, Esquilino, Palatino, Quirinale, Viminale).

Jereo koa

hanova