Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                

Malagasy

Ovay

  Etimôlôjia

  Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 ranonorako ranonoranay, ranonorantsika
2 ranonoranao
(tenim-paritra) ranonoran'angao
ranonoranareo
3 ranonorany
(tenim-paritra) ranonoran'anjy
(Sihanaka) ranonoran-jareo
K- ranonoran'
ranonoran-
ranonoram-

ranonorana  ♦ X-SAMPA : ɾanunuɾanạ

  1. Rahona amin'ny soson-drivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin'ny tany
    • (Ohatra tsy ampy)