Location via proxy:
[ UP ]
[Report a bug]
[Manage cookies]
No cookies
No scripts
No ads
No referrer
Show this form
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Fanomezana
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Fanovana
Aljeria
(fizarana)
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
== Tantara == Ny sehatra ara-arkeôlôjia dia maneho taolan' olona maty 2 tapitrisa taona. Nahita ny fisian' ny ''Homo habilis'' sy ny ''Homo erectus'' tamin' ny fanombohan' ny paleôlitika ny mpikaroka. Hita tao amin' ny sehatr' i Aïn El Ahnech any El Eulma ao amin' ny Wilayan' i Setif ny ''Homo habilis'' voalohany. Ny sivilizasiôna voalohany fantatra tany Alzeria dia niseho tamin' ny 13 000 taona tal. J.K. Nandritra ny [[Andro Taloha]] dia teo ambany fifehezan' ny [[Kartagô]] (na Kartazy), avy eo nanjakan' ny [[Rôma Taloha|Rômana]], ny faritra misy an' i Alzeria. Tamin' ny taonjato faha-7 dia niditra tao [[Afrika Avaratra]] nanao fakàn-tany Arabo sady nampiditra ny mponina tao Alzeria ho amin' ny [[Silamo|fivavahana silamo]]. Ny [[Berbera (vahoaka)|Berbera]] no hany nanohitra izany fahefana vaovao izany. Taorian' ny fakàn' ny Kristiana indray an' i [[Espaina]] izay lasa miozolmàna (izany no atao hoe ''[[Reconquista]]'') tamin' ny fiafaran' ny taonjato faha-15 dia nanao fahirano ny seranan-tsambo sasany tao Alzeria ny Espaniôla mba hifehezany ny ampahany amin' ny raharaham-barotra tao amin' ny [[Ranomasina Mediteranea]] sy ny manodidina. Afaka nandroaka ny Espaniôla anefa ny [[Empira Ôtômàna|Tiorka Ôtômana]] sady nifehy ny tany hatramin' izay ka hatramin' ny taona 1830. Nanomboka tamin' io taona io ny [[fanjanahan-tany frantsay]] izay naharitra zato taona. Nitaky ny fizakan-tenany anefa ny Alzeriana ka tamin' ny taona 1954 dia nipoaka ny ady tao Alzeria. Nahazo ny fahaleovan-tenany i Alzeria tamin' ny taona 1962.
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)