Location via proxy:
[ UP ]
[Report a bug]
[Manage cookies]
No cookies
No scripts
No ads
No referrer
Show this form
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Fanovana
Tantaran' ny kristianisma
(fizarana)
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Amin'ny tetikasa hafa
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
== Hatramin' ny fiandohana ka hatramin' ny taona 312 == Tsy dia fantatra loatra ny momba ny [[kristianisma voalohany]]. Ny loharanom-pahalalana tao anatin' ny 150 taona voalohany nisiany dia zara raha misy. Izany, miaraka amin’ ny olana isan-karazany, dia mametra ny fahafahan' ny manam-pahaizana hamantatra izay mety ho marina, izay mifototra indrindra amin' ny bokin' ny [[Asan' ny Apôstôly]], izay iadian-kevitra maha ara-tantara<ref><small>Hengel, Martin (2003). ''Acts and the History of Earliest Christianity''. Wipf and Stock. <nowiki>ISBN 978-1-59244-190-7</nowiki>., pp. 5, 10–12.</small></ref>. === Fiaviana jodeô-helenista === [[Sary:Province de Judée 1er siècle.gif|vignette|[[Jodea (faritany rômana)|Faritany rômanan' i Jodea]] tamin' ny taonjato voalohany]] Ny zava-nisy ara-pivavahana sy ara-tsôsialy ary ara-pôlitika tany [[Jodea]] (na Jodia) nofehezin' ny [[Empira Rômana|Rômana]] tamin' ny taonjato voalohany sy tany amin' ny faritany mifanolo-bodirindrina aminy dia tena samy hafa ary tsy mitsaha-mitombo ny korontana ara-tsôsialy sy ara-pôlitika <ref name=":0"><small>Wilken, Robert Louis (2013). ''The First Thousand Years: A Global History of Christianity''. New Haven and London: Yale University Press. <nowiki>ISBN 978-0-300-11884-1</nowiki>. JSTOR j.ctt32bd7m.5. LCCN 2012021755. S2CID 160590164. (pp. 6-16)</small></ref><ref><small>Davies, W. D.; Horbury, William; Sturdy, John, eds. (2001) [1999]. "The social, economic, and political history of Palestine 63 BCE–70 CE". ''The Cambridge History of Judaism, Volume 3: The Early Roman Period''. Cambridge and New York: Cambridge University Press. pp. 94–167. <nowiki>ISBN 978-0-521-24377-3</nowiki>.</small></ref><ref> <small>Schwartz, Seth (9 February 2009). ''Imperialism and Jewish Society: 200 B.C.E. to 640 C.E''. Princeton University Press. <nowiki>ISBN 978-1-4008-2485-4</nowiki>. "Though we know of more radical Jewish organizations in the first century—the Christians are the best-known example—the three main sects are evidence not simply of Judaism's diversity but also of the power of its ideological mainstream". (p. 49)</small></ref>, miaraka amin' ny hetsika jodaika maro izay samy mahakasika ny fivavahana sy ny pôlitika<ref><small>Schwartz, Seth (9 February 2009). Imperialism and Jewish Society: 200 B.C.E. to 640 C.E. Princeton University Press. <nowiki>ISBN 978-1-4008-2485-4</nowiki>. "Though Josephus speaks of three (and in one polemical passage of four) sects, it seems certain that there were many more sectarian groups in first-century Palestine". (p. 91)</small></ref>. I [[Flavio Jôsefa]] mpahay tantara rômana sy jiosy fahiny, dia nanoritsoritra ny amin' ny sekta efatra nisongadina indrindra tao anatin’ ny [[jodaisma]] nandritra ny [[vanimpotoan' ny Tempoly Faharoa]]: ny [[Fariseo]] (na Fariziina), ny [[Sadoseo]] (na Sadoseana) ny [[Eseniana]], ary ny “[[Filôzôfia Fahefatra (jodaisma)|Filôzôfia Fahefatra]]” tsy fantatra anarana<ref><small>Schwartz, Seth (9 February 2009). ''Imperialism and Jewish Society: 200 B.C.E. to 640 C.E''. Princeton University Press. <nowiki>ISBN 978-1-4008-2485-4</nowiki>, pp. 91-2</small></ref>, izay eken' ny mpahay tantara môderna ho tsy iza fa ny [[Zelôta]] sy ny [[Sikary]]<ref><small>Rappaport, Uriel (2011). "Who Were the Sicarii?". In Popović, Mladen (ed.). ''The Jewish Revolt Against Rome: Interdisciplinary Perspectives''. Supplements to the Journal for the Study of Judaism. Vol. 154. Leiden and Boston: Brill Publishers. pp. 323–342. doi:10.1163/9789004216693_013. <nowiki>ISBN 978-90-04-21669-3</nowiki>. ISSN 1384-2161. LCCN 2011035131. S2CID 191907812.</small></ref>. Tamin' ny taonjato voalohany tal. J.K. sy tamin' ny taonjato voalohany taor. J.K. dia nanana mpitondra fivavahana karismatika maro nandray anjara tamin' izay ho lasa ''[[mishnah|mishna]]''n' ny [[jodaisma rabinika]], anisan' izany ny olon-kendry jiosy Yohanan ben Zakkai sy Hanina ben Dosa. Ny [[mesianisma]] jiosy, sy ny foto-kevitra momba ny [[Mesia araka ny jodaisma|Mesia jiosy]], dia avy amin' ny [[literatiora apôkaliptika]] novokarina teo anelanelan' ny taonjato faha-2 tal. J.K. sy tamin' ny taonjato voalohany tal. J.K.<ref><small>Davies, W. D.; Finkelstein, Louis, eds. (2003) [1989]. "The Matrix of Apocalyptic". ''The Cambridge History of Judaism, Volume 2: The Hellenistic Age''. Cambridge and New York: Cambridge University Press. pp. 524–533. <nowiki>ISBN 978-0-521-21929-7</nowiki>. OCLC 872998103.</small></ref>, mampanantena mpitarika "voahosotra" ho avy ([[mesia]] na mpanjaka) avy amin' i [[Davida (mpanjaka)|Davida]] mba hanangana ny [[Fanjakan' Andriamanitra|Fanjakan’ Andriamanitra]] [[israelita]], ho solon’ ny mpitondra hafa firenena tamin’ izany fotoana izany<ref name=":0" />. === Asa fanompoan' i Jesoa === Ny kistianisma dia nanomboka tamin' ny fitoriana sy fampianarana nitety tanàna nataon' i [[Jesoa]] (na [[Jesoa|Jesosy]]) avy any [[Nazareta]], tovolahy jiosy iray [[Fitiavam-bavaka|tia vavaka]]<ref name=":5"><small>Young, Francis M. (2006). "Prelude: Jesus Christ, foundation of Christianity". In Mitchell, M.; Young, F. (eds.). ''The Cambridge History of Christianity''. Vol. 1. Cambridge University Press. pp. 1–34. doi:10.1017/CHOL9780521812399.002. <nowiki>ISBN 978-1-139-05483-6</nowiki>., p. 1.</small></ref>. Ny loharanom-baovao lehibe indrindra momba ny fiainan' i [[Jesoa]] sy ny fampianarany dia ny [[Filazantsara]] (na Evanjely) kanônika efatra, ary amin' ny ampahany kely dia ny [[Asan' ny Apôstôly]] sy ny [[Epistilin' i Paoly|epistilin’ i Paoly]]. Araka ny voalazan’ ny Filazantsara dia [[Zanak' Andriamanitra]] i Jesoa izay [[Fanomboana an' i Jesoa|nohomboana tamin' ny hazo fijaliana]] manodidina ny taona 30–33 taor. J.K. tany [[Jerosalema]]<ref name=":0" />. Nino ny mpanara-dia azy fa [[Fitsanganan' i Jesoa ho velona|natsangana tamin’ ny maty]] izy ary nasandratr’ Andriamanitra, nitory ny [[Fanjakan' Andriamanitra]] ho avy<ref name=":0" />. Nilaza i Frances M. Young, teôlôjiana sady mpitondra fivavahana, fa izany no "ivon' ny kristianisma"<ref name=":5" />.
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)