Faritra Diana
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Diana)
Faritra Diana
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Antsiranana | ||
Renivohi-paritra | Antsiranana | ||
Distrika | Antsiranana I, Antsiranana II, Ambilobe, Ambanja, Nosy Be | ||
Lehiben'ny faritra | Colonel Antilahy Martial Michel | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 19 266 km2 | ||
Isam-ponina (2010) | 719 000 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina (2010) | 37,32 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny faritra Diana dia faritra any avaratra amin' i Madagasikara ao amin' ny Faritanin' Antsiranana, izay fikambanan' ny distrikan' i Antsiranana I, Antsiranana II, Ambilobe, Nosy-Be, ary Ambanja.
Distrika sy kaominina
[hanova | hanova ny fango]Distrika
[hanova | hanova ny fango]Ireto ny distrika sy kaominina ao amin' io faritra io:
- Distrikan' Antsiranana I
- Distrikan' Antsiranana II
- Distrikan' Ambilobe
- Distrikan' Ambanja
- Distrikan' i Nosy Be
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Ireto kaominina ao amin' io faritra io isaky ny distrika:
Distrikan' Antsiranana I
[hanova | hanova ny fango]Distrikan' Antsiranana II
[hanova | hanova ny fango]- Ambolobozobe
- Ambondrona (Diana)
- Andrafiabe
- Andranofanjava
- Andranovondronina
- Anivorano Nord
- Ankarangona
- Anketrakabe
- Antanamitarana
- Antsahampano
- Antsakoabe
- Antsalaka
- Antsoha (Diana)
- Bobasakoa
- Bobakilandy
- Joffreville
- Mahalina
- Mahavanona
- Mangaoka
- Mosorolava
- Ramena
- Sadjoavato
- Sakaramy
Distrikan' Ambilobe
[hanova | hanova ny fango]- Ambakirano
- Ambalan'anjavy
- Ambarakaraka
- Ambilobe
- Ambodibonara (Ambilobe)
- Ampondralava
- Anaborano Ifasy
- Anjiabe Ambony
- Antanambe (Ambilobe)
- Antsaravibe
- Antsohimbondrona
- Beramanja
- Betsihaka
- Manambato
- Mantaly
- Sirama
- Tanambao Marivorahona
Distrikan' Ambanja
[hanova | hanova ny fango]- Ambalahonko
- Ambaliha (Ambanja)
- Ambanja
- Ambarakaraka
- Ambodimanga Ramena
- Ambohimarina
- Ankatafa
- Ankingameloko
- Anorotsangana
- Antafiambotry
- Antranokarany
- Antsahabe
- Antsakoamanondro
- Antsatsaka
- Antsirabe
- Benavony
- Bemanevika Est
- Bemaneviky Ouest
- Djangoa
- Maevatanana
- Maherivaratra
- Marotolana
- Marovato
Distrikan' i Nosy Be
[hanova | hanova ny fango]Helodrano
[hanova | hanova ny fango]- Helodranon' Ampasindava (Ambanja)
- Helodranon' Ambaro
- Helodranon' i Diego-Suarez (Antsiranana)
- Helodranon' i Courrier
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Faritany sy faritra eto Madagasikara:
- Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra)
- Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava)
- Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy - Fitovinany)
- Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia)
- Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana)
- Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]Lahatsoratra samihafa
- "Communes et régions à Madagascar, De nouveaux acteurs dans la gestion locale de l'environnement", cairn.info
- "Lois annotées sur la décentralisation", fes.de
- "Maroantsetra – Mananara : La création de la 24ème région adoptée en Conseil des ministres Archived Jiona 14, 2023 at the Wayback Machine", midi-madagasikara.mg
- "Gouverneur de région : du provisoire permanent Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine", madagascar-tribune.com
Didy aman-dalàna
- "Loi n°2004-001 relative aux Régions" (pdf), faolex.fao.org
- "Loi n°2014-020 du 27 septembre 2014 Relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Desambra 11, 2022 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités territoriales décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine.", dgfag.mg
- "Loi n°2014-021 relative à la représentation de l’Etat" (pdf), droit-afrique.com
- "Loi n°2015-002 complétant l’annexe n°01 de la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Novambra 11, 2021 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi n° 2021-012 modifiant l’annexe n° 01 de la Loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014, modifiée et complétée par la Loi n° 2018-011 du 11 juillet 2018, relative aux ressources des Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes" (pdf), assemblee-nationale.mg
|