Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Gada

Avy amin'i Wikipedia

I Gada dia olona resahina ao amin' ny Baiboly, zanaka fahafiton' i Jakôba sady zanany tamin' i Zilpa mpanompovavin' i Lea vadiny izay mbola tsy afa-niteraka. Tantaraina ao amin' ny toko faha-30n' ny Bokin' ny Genesisy ny nahaterahany. Atao amin' ny teny hebreo hoe גָּד‬ / Gad izy. Atao hoe Gadita ny taranany.

Jereo koa:

[hanova | hanova ny fango]