tompo
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Tompo)
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | tompoko | tomponay, tompontsika |
2 | tomponao (tenim-paritra) tompon'angao |
tomponareo |
3 | tompony (tenim-paritra) tompon'anjy |
(Sihanaka) tompon-jareo |
K- | tompon' tompon- tompom- |
tompo ♦ X-SAMPA : tum͡pʷ ⋅ (sokajin-drima ‑um͡pʷ)
- Olona manana fahefana amin'ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy[1]
- (Ohatra tsy ampy)
- ↑ Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison