Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

ozona

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « ozona » Etimôlôjia

Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 ozoko ozonay, ozontsika
2 ozonao
(tenim-paritra) ozon'angao
ozonareo
3 ozony
(tenim-paritra) ozon'anjy
(Sihanaka) ozon-jareo
K- ozon'
ozon-
ozom-

ozona  ♦ X-SAMPA : uzunạ

  1. Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana [...]Ompa, sahato, sariko, tsitsika
    • (Ohatra tsy ampy)

Frantsay

[Ovay]

Bika matoanteny

ozona

  1. mpandray anjara fahatelo singiolary ny filaza manoro ny matoanteny ozoner

Tsiahy

Romainina

[Ovay]

Matoanteny

ozona

  1. manamboatra ozone

Tsiahy