base info2
base info2
base info2
Version 2023
Teny fanolorana
Ety ampiandohana dia hialatsiny amintsika mpamaky ny amin’ny fampiasana teny
vahiny sy ny fifangaroany ny voambolana ary ny mety ho tsipelina diso noho ny fahamaikana
sy ny mba hatafita ho mora azo ny lesona ampitaina.
Ity boky ity dia manampy sy mampianatra ny basen’ny informatika amin’ny ankapobeny.
Ny loharana nakana ireo fahalalana dia niainga amin’ny avy tamin’ireo boky sy tranokala izay
afaka nalaina malalaka avy amin’ny mpanoratra azy (source internet et livre).
Araka izao itantsika zao dia misy éléments maromaro anatin’ny dossier Documents (mety ho
fichier na ihany koa dossier 1 anaty dossier 1 (dossier à faire anaty dossier documents)
Afaka omena anarana (renommer), fafana(supprimer), afindra toerana (deplacer) ny dossier
arakaraka izay mety amin’ny mampiasa azy (CLICK DROITE)
NY SOURIS :
Tena ilaina ny fahaizana mampiasa ny souris, mizara partie telo izy amin’ny ankabopeny :
Clic gauche, clic droite, molette (mampiakatra na mampidina)
Ny souris no hafahana manakisakisaka ny curseur eo amn’ny écran, clic gauche rah hiditra
anaty zavatra iray na hisafidy (selectionner), ny clic droite raha hanokatra options
Mila Mampiasa tapis à souris mba hafahana mampiasa tsara azy.
NY CLAVIER:
Misy ny clavier QWERTY (amerika) ary misy ny AZERTY (france) (ny ankamaroan’ny clavier).
Misy clavier misy pavé numerique (misy ny touche chiffre 0 à 9) miaraka amin’ny operateur
(/, -*, +).
MIsy clavier tsy ahitana ny pavé numerique (mifangaro amin’ny caractere hafa ny chiffre sy
ny operateur de calcul)
Afaka zaraina ho dimy ny fizaran’ny CLAVIER azerty misy pavé numerique amin’ny
ankapobeny.
Andeha ianaratsika etsy ambany ny fomba fampiasana ny touche tsirairay, mety mbola
manisa akotry aloha amin’ny voalohany fa rehefa zatra dia tsy sahirana intsony.
Ny tanana havanana (droite) no mikitika ny souris amin’ny ankabopeny. Rehefa manindry
touche iray eo amin’ny clavier dia tsy manakatra be ny tanana havia na havanana.
FIPETRAKY NY TANANA ROA (HAVIA SY HAVANANA) EO AMIN’NY CLAVIER:
METHODE DE SAISIE (dactylographie)
Misy fomba fipetraky ny tanana rehefa manindry ny touche eo amin’ny clavier.
Raha maka touche 7 ohatra na P zao dia ny ratsatanana havanana no maka azy , raha maka
ny touche A, D, & zao dia ny havia no maka azy . Mila fahazarana ny mampiasa ny clavier
mba hafahana manao saisie haingana no sady tsy be diso.
Nisy fotoana nody ianao ary efa nisy fotona nahita lalana akaiky na MANIVAKA nalehanao ka
nahatonga haingana ny lalana makany amin’ny trano misy anao = nahita RACCOUCIS AKAIKY
ZANY IANAO, dia toa izay ihany koa ny concept ny raccourcis amin’ny informatika. Ny
raccourcis amin’ny informatika dia teknika na fomba hafahana makany amin’ny lalana
haingana, hafahana mampiakatra ny vitesse de frappe, vitesse de saisie, ary manamora ny
fampiasana clavier sy ny logiciel iray.
Ireto misy raccourcis vitsivitsy fototra, marihina fa maro dia maro ny raccoucis fa izay tena
ilaina
ihany no indro omena antsika
MANDISO ZAVATRA TAMPOKA , misafoaka ary matahotra mafy rehefa manao zavatra
amin’ny ordinatera na faute de frappe eo amin’ny WORD : CALME pas de panique !!!!
Mety misy fahadisoana tampoka na erreur tampoka eo ampanaovana iay manoratra na diso
kitika, ireto misy vahaolana manoloana izay. Afaka safidinao izay mety aminao amin’izy
ireto :
1. CTRL +Z = mamerina amin’ny laoniny ny zavatra teo aloha
2. Manindry ireto touche ireto:
3. TOUCHE ESC : (escape ou Echap)
NB : mialoha ny hanova zavatra fichier iray document word, excel … dia tena tsara
aloha ny manao copie ilay fichier original dia ilay fichier copié aveo no iasana
Ireto menu kely anaty ny onglet accueil ireto dia ilaina amin’ny fanaovana mise en forme de
texte
1. Fanaovana alignement
2. Manisy puce
3. Numérotation
4. Bordure ….
a. Puce:
Voiture
Chémin
Code
b. Numérotation:
1. Chat
2. Chien
3. Cheval
Interligne eto dia 1,5 (elanelan’ny paragraphe)
ONGLET INSERTION :
Araka izany anarana izany ny onglet insertion dia afahana mampiditra zavatra hafa
ankotran’ny manoratra (sary, tableau, symbole sns …)
Fanamboarana Tabilao : Tabilao : mizara colonne sy ligne
Insertion image :
Menu insertion > images > misafidy izay sary ao anaty ordinateur
FIZARANA FAHA EFATRA : EXCEL
Inona moa ny Excel ??
Ny Excel na tableur dia logiciel hafahana :
1. Mitahiry sy anaovana base de donnée
2. Anaovana izay mety ho asamarika rehetra (calcul, calcul financiere, statistique)
Toa ny word dia misy onglet fichier, accueil, insertion sns amin’ny excel.
Afaka copiena makao amin’ny excel io tabilao io (sokafana ny excel, nouveau feuille,
selectionnena manontolo ilay tabilao dia CTRL+C (copier), miverina ao amin excel CTRL+V
(coller)
Toa ny tamin’ny word, ny mise en forme ny tableau (contenu sy contenant) dia mitovy ihany
koa amin’ny excel amin’ny ankabopeny satria ny excel dia tableur, tabilao mizara colonne sy
ligne
Rehefa atao entré ny 3+2 eo amin’ny cellule A1 dia tsy manome résultat ary mijanona ho
3+2 fotsiny ao anaty cellule A1 ao satria tsisy egale = mialoha ny calcul, ao amin’ny cellule A2
kosa dia misy = mialoha ny 3+2 ka rehefa atao entré (touche entré) dia manome valeur 5 izay
tehirizin’ilay cellule A2.
FAMPIHARANA CALCUL SIMPLE NOTE MPIANATRA: Mikajy ny moyenne, total note
Manisy signe =, soratana aveo ny fonction tina ho hatao, fonction somme, somme izany no
soratana, misafidy ilay somme aveo, selectionnena ilay plage de cellule tina ho hatao somme
aveo entré
Rehefa iray ny parentheses misokatra dia 1 ihany koa zany parentheses mihidy (..), raha 2
misokatra dia roa izany ny mihidy. ((…..))
Mbola tena betsaka ny fonctionnalité ampiasaina amin’ny excel toa ny fampiasana filtre,
condition SI, calcul marosamihafa fa izay aloha ny base tsara fantatra, manasa anao hijery ny
video mahakasika ny excel basique sy excel avancé ary.
FIZARANA FAHA DIMY : POWER POINT
Ny logiciel PowerPoint dia logiciel afahana manisy soratra sy sary feo video (fanaovana
diapositive) ka afaka projetena amin’ny ecran (projection sur ecran). mitovy amin’ny word
ihany ny base.
Rehefa mahay word (saisie des caractères, mise en forme, insertion figure, image…) dia
afaka mahafehy ny fanaovana diapositive amin’ny powerPoint.
ALT + 24 : ↑
ALT + 25 : ↓
ALT + 26 : →
ALT + 27 : ←
Mila manana connexion internet ianao vao afaka manao internet (navigation).
Mila manana navigateur web ihany koa satria izy no logiciel afahanao mampifandray ny
internet amin’ny ordinatera. Ohatra navigateur web: Chrome, internet explorer, Mozilla
firefox, Edge, OperaMini….
Misy navigateur web efa installé par defaut anaty systeme windows (chrome oahtra) fa
afaka miinstalle ihany koa anefa ianao to any navigateur opera. Mazava hoazy fa rehefa tsisy
forfait internet ianao na tsy connecté amin’ny reseau ny ordinatera dia tsy afaka manao
fikarohana amin’ny internet ianao.
Rehefa connecté amin’ny reseau internet ny ordinatera amin’ny alalan’ny connexion sans fil
(WI-FI) na fil (câble wifi) ohatra dia afaka alefanao ny navigateur web (chrome) ka afahanao
manao fikarohana izay zavatra tinao (recherche).
Double clic sur le logo google chrome.
Iny lien iny no mitondra makany amin’ny page web iray mifanaraka amin’izay
Ohatra format lien:
Ireo lien ireo no antsoina hoe adresse URL, adresse mitondra makany amin’ny page web
mifanaraka amin’ny lien.
Barre de recherche
MILA FITANDREMANA NY FAMPIASANA INTERNET, AZA MANOKATRA SITE MISY
AVERTISSEMENT, SITE TSY SECURISE, MANOKATRA MAIL NA INVITATION MESSAGE TSY
FANTATRA INCONNU SATRIA METY HO LOHARANO FIDIRAN’NY VIRUS INFORMATIKA KA
METY HANIMBA NY LOGICIEL NA FICHIER.
Mitondra ny extension .html ny page web ary ny navigateur web (chrome oh) ihany no afaka
manokatra azy.
NY VIRUS INFORMATIKA :
Un virus informatique est un programme ou un code qui est chargé dans votre ordinateur
sans votre autorisation ou que vous n'en ayez connaissance.
Ny virus informatika dia programma na code mety hanimba ny fiasan’ny ordinatera iray,
manimba ny fiasan’ny système d’exploitation, logiciel, fichier.
Avy aiza no azahoana ny virus???
1. Fikarohana amin’ny internet (navigation internet) ka miditra any amin’ny lien tsy azo
antoka
2. Manokatra lien, message tratrin’ny virus
3. Installation logiciel misy virus
4. Mamindra fichier misy virus amin’ny clé USB …
Unité de traitement :
1. CPU: central processing unit
Io no atidoha ivon’ny ordinatera, microprocesseur ihany koa no fiantso azy. Izy no manao ny
kajy rehetra izay mandeha ao anatin’ny ordinatera.
Miankina aminy CPU ny tanjakin’ny ordinatera, version core i3 farafahakeliny dia efa ampy
anaovanao ny projet anao.
Carte son : mandrindra sy mandefa ny feo mivoaka amin’ny haut parleur ny ordinatera.
Carte reseau : carte afahan’ny ordinatera mifandray amin’ny internet.
Caractéristique Description
EX :
Exemples / Détails
.mp3 Fichiers audio compressés, usage général VLC, iTunes, Windows Media Player
Audacity, VLC, Windows Media
.wav Audio haute qualité, non compressé Player
.flac Audio compressé sans perte VLC, Foobar2000, iTunes
Audio compressé de meilleure qualité que
.aac MP3 VLC, iTunes, Apple Music
.ogg Audio compressé pour applications et jeux VLC, Audacity, Spotify
.m4a Audio compressé pour appareils Apple iTunes, VLC, Apple Music
.wma Fichiers audio Windows Media Windows Media Player, VLC
V. EXTENSIONS VIDEO :