Location via proxy:
[ UP ]
[Report a bug]
[Manage cookies]
No cookies
No scripts
No ads
No referrer
Show this form
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Hôngria
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Amin'ny tetikasa hafa
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[sary:Flag of Hungary.svg|thumb|Sainan' i Hôngria|282x282px]] [[sary:EU-Hungary.svg|thumb|255x255px|Saritany maneho an'i Hôngria eo afovoan' i Eorôpa]] I '''Hôngria''' na '''Hongaria''' dia firenena ao [[Eorôpa Afovoany]], izay tsy manana morontsiraka, eo anelanelan' i [[Aotrisy]] sy i [[Romania]]. Ny renivohiny dia i [[Budapest]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 93 030 km<sup>2</sup> ny velaran-taniny ary miisa 9 942 000 ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny volana Jona 2012. Ny faritr' ora dia +1. Mamakivaky azy ny ony [[Danube]] izay ahafahany mifandray amin’ ny faritra manodidina azy sy ao anatiny. [[Sary:Carte de Hongrie.png|vignette|301x301px|Sarin-tanin' i Hôngria]] Nandritra ny tapany faharoa amin' ny taonjato faha-20 dia niompana indrindra amin' ny [[fambolena]] ny toekaren' i Hôngria, fa taty aoriana dia niroborobo ny [[taozava-baventy]] mpanodina akora-[[metaly]] sy [[arintany]]. Ankehitriny dia mandroso ny toekaren' i Hôngria izay naka tahaka ny ataon’ ireo firenena ao amin' ny [[Vondrona Eorôpeana]]. Ny faritra misy an' i Hôngria ankehitriny dia nanomboka nisy mponina 500 taona tal. J.K. Lasan’ ny [[Rôma Taloha|Rômana]] ilay faritra tamin’ ny fanombohan' ny taonjato voalohany, avy eo nanani-bohitra ka niorim-ponenana tao ny fokom-pirenena [[Môngôly (vahoaka)|môngôly]]. Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-9 no nanomboka niorim-ponenana tao ny [[Magiara (vahoaka)|Hôngariana]], izay notarihin’ ny lehibeny atao hoe Árpád. Nanapaka an’ i Hôngria hatramin' ny fiandohan’ ny taonjato faha-14 ny dinastian' ireo Árpád. Nanjary isan’ ireo fanjakana lehibe indrindra tao [[Eorôpa]] i Hôngria tamin’ ny fanapahan' ny dinastia Anjou, talohan’ ny nanjakan’ ny [[Empira Ôtômana|Ôtômana]] sy ny Habsborga taminy. Nandroso ny fandalan-tanindrazana hongariana nefa voatery niaraka tamin' i [[Aotrisy]] i Hôngria ka teraka noho izany ny [[Empira Aostrô-Hongariana]] tamin' ny taona 1867. Taorian’ ny faharavan' ity empira ity tamin' ny taona 1918 dia nanambara ny fahaleovan-tenany i Hôngria. Nandritra ny [[Ady Lehibe Faharoa]] dia niaraka amin' i [[Alemaina]] sy i [[Italia]] tao amin' ny Axe i Hôngria. Rehefa tapitra ny ady dia tafiditry ny [[Tafika Mena]]<nowiki/>n’ ny [[Firaisana Sôvietika]] i Hôngria ka fitondram-panjakana kômonista no napetraka tao. Lasa demôkrasia entim-bahoaka i Hôngria noho izany. Tamin' ny taona 1956 dia nisy ny fitroarana tao [[Budapest]] nitaky fahalalahana bebe kokoa, izay nofaizin' ny Tafika Mena mafy. Nirodana ny fitondrana kômonista tamin' ny taona 1990, sahala amin' izay niseho tamin' ny firenena hafa tany [[Eorôpa Afovoany]] sy [[Eorôpa Atsinanana]]. Nanova ny toekareny sady nametraka rafitra ara-demôkrasia amin' izay i Hôngria. Niditra tao amin' ny [[Vondrona Eorôpeana]] i Hôngria tamin' ny taona 2004. == Jereo koa == Momba an' i Hôngria: [[Magiara (vahoaka)|Magiara]] (na [[Magiara (vahoaka)|Hôngroà]]), [[fiteny hongariana]] (na [[Fiteny hongariana|fiteny hôngroà]]) '''Firenena ao Eorôpa''' [[Albania]] - [[Alemaina]] - [[Andôra]] - [[Aotrisy]] - [[Belzika]] - [[Bielôrosia]] - [[Bolgaria]] - [[Bôsnia-Herzegôvina]] - [[Danemarka]] - [[Espaina]] - [[Estônia]] - [[Fanjakana Mitambatra]] - [[Finlandy]] - [[Frantsa]] - [[Grisia]] (na [[Gresy]]) - '''Hôngria''' (na '''Hongaria''') - [[Irlanda]] - [[Islandy]] - [[Italia]] - [[Jeôrjia]] - [[Repoblikan' i Kipra|Kipra]] (na [[Repoblikan' i Kipra|Sipra]]) - [[Krôasia]] (na - [[Krôatia]]) - [[Letônia]] - [[Liktenstaina]] - [[Litoania]] - [[Loksemborga]] - [[Masedônia Avaratra]] (na [[Makedônia Avaratra]])- [[Malta]] - [[Môldavia]] - [[Môntenegrô]] - [[Nederlandy]] - [[Nôrvezy]] - [[Okraina]] - [[Pôlônia]] - [[Pôrtogaly]] - [[Tsekia]] - [[Romania]] - [[Rosia]] - [[San-Marîno]] - [[Serbia]] - [[Slôvakia]] - [[Slôvenia]] - [[Soeda]] - [[Soisa]] - [[Tsekia]] - [[Vatikàna|Vatikàna.]] '''Kôntinenta eto an-tany''' * [[Afrika]] * [[Amerika]] ([[Amerika Avaratra]] - [[Amerika Atsimo]]) * [[Azia]] * [[Eorôpa]] * [[Ôseania]] * [[Antarktika]] * [[Fiteny hongariana|Fiteny hogariana]] {{vangovango}} [[sokajy:Firenena]] [[sokajy:Hongaria|*]] [[maurice Benyovszky]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Hongaria
: Liens de site, Description : mg
endrika miasa eto amin'ity pejy ity:
Endrika:Style afatra
(
hanova
)
Endrika:Style hafatra
(
hanova
)
Endrika:Vangovango
(
hijery ny fango
) (voaaro an-tàpany)