Location via proxy:
[ UP ]
[Report a bug]
[Manage cookies]
No cookies
No scripts
No ads
No referrer
Show this form
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Lavabody
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Amin'ny tetikasa hafa
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Anus masculin.jpg|vignette|215x215px|Lavabodin' olombelona]] Ny '''lavabody''', ao amin' ny [[biby mampinono]], ny biby tsy manana [[hazondamosina]] ary ny ankamaroan' ny [[trondro]], dia lavaka ivelany amin' ny vatana izay eo amin' ny fiafaran' ny fantsona fandevonan-kanina ([[tsinay]]), izany hoe ny farany mifanohitra amin' ny [[vava]]. Ny asany dia ny manamora ny famoahana ny faika tavela aorian' ny fandevonan-kanina ([[vainga]], [[ranoka]], [[etona]]).[[Sary:Protovsdeuterostomes.svg|vignette|Fivoaran' ny lavabody|153x153px]]Ny zavatra ao anaty [[tsinay]] mandalo amin' ny lavabody dia ahitana etona (hetotra) sy ny [[tay]] izay somary mivaingana, izay ahitana: * zavatra tsy levona toy ny [[taolana]], ny volo, ny voan-javamaniry mafy ary ny poti-bato fandevonan-kanina (miankina amin' ny karazam-biby); * sakafo sisa tavela aorian' ny fanesorana ny otrikaina azo levonina; * zavatra voatelina izay mety misy poizina raha mijanona ao amin' ny fantsona fandevonan-kanina; * zavatra avy amin' ny fahasimban' ny [[sela]] mena tao amin' ny afero (miloko mavo); * ary sela maty na [[bakteria]] tafahoatra avy amin' ny tsinay sy [[zavamananaina]] hafa nivelona tao amin' ny vatana na tao amin' ny sela sasany. [[Sary:Human anus-en.svg|vignette|Firan' ny lavabody|157x157px]]Ny fandalovan' ny tay amin' ny lavabody dia fehezin' ny hozatry ny hidim-body amin' ny ankapobeny, ary ny tsy fahatazomany an' izany dia kilena na aretina mila fitsaboana. Ny sahona sy ny ny mitovitovy aminy, ny biby mandady na mikisaka ary ny [[vorona]] dia ahitana lavaka mitovitovy amin' izany izay ampiasainy amin' ny famoahana ny faika mitsiranoka sy mivaingana, amin' ny firaisana ara-pananahana ary amin' ny fanatodizana. Misy lavabody izay manana fomba fiasa toy izany koa ny biby mampinono manatody (toy ny ôrnitôrinka). Manana lavaka tokana ahafahany mamoaka ny vainga sy ny ranoka ny biby manana kitapo an-kibo (toy ny kangaroa), nefa manana fivaviana mitokana ho an' ny fananahana ny vavy. Manana lavaka misaraka tanteraka ho an' ny famoahana tay sy ny famaniana ary ny fananahana ny vavin' ny biby mampinono misy tavony; ny lahy kosa dia manana lavaka iray hivoahan' ny fivalanana ary iray hafa ho an' ny famaniana sy fananahana, na dia saika misaraka tanteraka aza ny fantsona mankany amin' ity lavaka ity. == Teny malagasy == Teny [[Fiteny malagasy|malagasy]] maromaro no anondroana ny lavabody: ''masontay'', ''masompory'', ''haoky''. Marihina fa ny hoe ''fory'' dia ilazana koa ny lavabody na ny [[fitombenana]] any amin' ny faritra sasany eto amin' ny Nosy, nefa manondro ny fivaviana na ny [[Taovam-pananahana|taovam-pananahan]]' ny vehivavy. izany amin' ny faritra maro kosa, anisan' izany ny ao afovoan-tany. Ao [[Toliara]], ohatra, dia ilazana ny [[fitombenana]] ny hoe ''fory'' (araka ny hita amin' ity fehezanteny ity "Mba be fory koa aja iny"). [[Sokajy:Biolojia]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
fitombenana
: Liens de site, Description : mg