Location via proxy:
[ UP ]
[Report a bug]
[Manage cookies]
No cookies
No scripts
No ads
No referrer
Show this form
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Ranomasina Baltika
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Amin'ny tetikasa hafa
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:BalticSea March2000 NASA-S2000084115409.png|291x291px|thumb|ankavanana|Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA)]] Ny '''ranomasina Baltika''' dia [[ranomasina]] iray eo amin'ny faritra Avaratr'i [[Eoropa]]. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i [[Alemaina]], i [[Danmarka]], i [[Rosia]], i [[Soeda]], i [[Finlandy]], i [[Litoania]], i [[Estonia]], i [[Letônia]] ary i [[Polonia]]. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidin'ny Ranomasina Baltika. == Fihaviana == Ny ranomasina Baltika tamin'ny voalohany, dia velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i [[Eoropa Avaratra]] tamin'ny Vanimpotoan'ny Ranomandry farany 10 000 taona lasa izay. Tsy nikasika ny ranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny Vanimpotoan'ny Ranomandry. == Jeografia == [[Sary:Baltic_Sea_map_Usedom_location.png|Ranomasina Baltika ao Eoropa|left|220px|thumb]] Ny ranomasina Baltika dia atao hoe farihy ''proglaciaire'' tamin'ny andro taloha. Nivadika ranomasina ny ranomasina baltika tamin'ny fialan'ny ranomandry ary ny fiitatry ny tany manodidona (antsoina hoe ''izôstazia'', izany hoe miitatra ireo tany voapotsitra rehefa tsy voapotsitra intsony). === Velarantany === Ny velarantan'ny ranomasina Baltika dia 450 000 km<sup>2</sup> raha isaina ny Kattegat. === Hasira === Ny hasiran'ny ranomasina Baltika dia 10 g/l. Izany hoe ampahatelon'ny salan-kasiran'ny ranomasimbe rehetra eto an-Tany. == Jereo koa == [[Ranomasina]] ==Nosy== ===Alemaina=== *[[Rügen]], [[Fehmarn]], [[Usedom]] ===Danemarka=== *[[Bornholm]]; [[Funen]] ; [[Zealand]] ;[[Sjælland]], [[Lolland]], [[Falster]], ===Soeda=== * [[Öland]], [[Gotland]] ===Finlandy=== * [[Aland]] ===Estonia=== *[[Saaremaa]], [[Hiiumaa]] {{reflist}} {{commonscat|Baltic Sea}} [[Sokajy:Jeografian' Eoropa]] [[Sokajy:Ranomasina]] [[Sokajy:Ranomasina Baltika]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Ranomasina Baltika
: Liens de site, Description : mg
endrika miasa eto amin'ity pejy ity:
Endrika:Commons
(
hanova
)
Endrika:Commons category
(
hanova
)
Endrika:Commonscat
(
hanova
)
Endrika:Reflist
(
hanova
)
Endrika:Sec link/normal link
(
hanova
)
Endrika:Sec link/normal url
(
hanova
)
Endrika:Sec link/text
(
hanova
)
Endrika:Sec link auto
(
hanova
)
Endrika:Sec link image
(
hanova
)
Endrika:Side box
(
hanova
)
Endrika:Sister
(
hanova
)