Location via proxy:
[ UP ]
[Report a bug]
[Manage cookies]
No cookies
No scripts
No ads
No referrer
Show this form
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Fanomezana
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Raozin' i Lotera
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Lutherrose.svg|vignette|Raozin' i Lotera]] Ny '''Raozin' i Lotera''' dia sarina [[raozy]], izay karazana tombokase na mari-piandrianana izay napetak' i [[Martin Lotera]] tamin' ireo asasorany nanombola tamin' ny taoa 1519, izay nampiasainy mba hamantarana ny fahamarinan' ny maha azy ireo asasoratra ireo. Maneho ny famintinana ny finoan' i Lotera koa io sarina raozy io, ka ankehitriny dia lasa sary famantarana ho an' ny loteranisma. Izao no fanazavana atolotry ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]]: "''Ny hazo fijaliana mainty manambara ny fijaliana sy ny fahafatesan' i Jesosy ho famonjena ny olona. ny sary fo miloko lena dia isika olombelona manaiky an' i Jesosy ho mpamonjy. Ny sary raozy fotsy manambara fahadiovana sy fanantenana satria olom-boavonjy. Ny loko manga kosa dia ny lanitra, ho lovantsika ny fiaianana manadrakizay. Ny boribory manodidina miloko ranom-bolamena manambara ilay satroboninahitra hatolotr' Andriamanitra ny olona voavonjy mino an' i Jesosy any an-danitra amin' ny andro farany''."<ref>"[http://www.flm-foibe.org/ Ny hevitry ny sary sy ny loko eo amin' ny raozin' i Lotera] {{Wayback|url=http://www.flm-foibe.org/ |date=20211114082736 }}", in ''flm-foibe.org''</ref> == Loharano sy fanamarihana ==
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Raozin' i Lotera
: Liens de site, Description : mg
endrika miasa eto amin'ity pejy ity:
Endrika:Wayback
(
hanova
)