Location via proxy:
[ UP ]
[Report a bug]
[Manage cookies]
No cookies
No scripts
No ads
No referrer
Show this form
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Singaporo
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Amin'ny tetikasa hafa
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
{{Infobox Pays| nom_local1=Republic of Singapore|langue1=en| nom_local2=新加坡共和国|langue2=zh| nom_local4=Republik Singapura|langue3=ta| nom_local5=சிங்கப்பூர் குடியரசு|langue5=ta| nom_local3=Ciŋkappūr Kudiyarasu|langue4=ms| nom_malgache=Repoblikan’i Singaporo | de=de | image_drapeau=Flag of Singapore.svg | lien_drapeau=Sainan'i Singaporo | image_blason= | lien_blason=Mari-piandrian'i Singaporo | image_carte=LocationSingapore.png | devise=Majulah Singapura
([[Fiteny malay|Malay]] | langues=[[Anglisy]], [[Fiteny sinoa mandarina|Mandarina]],
[[fiteny malay|malay]] ary [[tamil]]| capitale=[[Singaporo]] | coordonnées_capitale= {{coord|1|17|N|103|51|E}} | lien_villes=tanàna | titre_plus_grande_ville=tanàna ngeza indrindra | plus_grande_ville=[[Singaporo]] | type_gouvernement=[[Repoblika]] | titres_dirigeants=[[Filoha]]
- [[Praiminisitra]] | noms_dirigeants=[[Tharman Shanmugaratnam]]
[[Lee Hsien Loong]] | superficie_rang=176| superficie_totale=699| pourcentage_eau=1.4%| population_rang=115| population_totale=4 608 167| population_année=2008| densité=6751| type_indépendance= daty | pays_indépendance=Avy amin'i [[Malezia]]| date_indépendance=[[9 Aogositra]] [[1965]]| pays frontaliers=Aucun| gentilé=Singapaorianina | monnaie=[[Dolaran'i Singaporo]] | code_monnaie=SGD | fuseau_horaire=+8 | hymne_national=[[Majulah Singapura]]
| domaine_internet=.sg | indicatif_téléphonique=65 | notes= | }} I '''Singaporo''', na '''Repoblikan' i Singaporo''' dia firenena ao [[Azia Atsimo-Atsinanana]], 137 km any avaratry ny [[Fehibe]]. Ny velaran-taniny dia 699 km². Ny tanin' i Singaporo dia nosy miisa 64, ny reninosy dia ny nosy Singaporo (548,8 km²), nosy ngeza indrindra ary misy ny renivohi-pirenena. Tanàna-Firenena any amin' ny farany atsimon' ny [[Saikanosy Maley]], izy dia voasaraky ny [[Lakandranon' i Johor]]. Ao amin’ ny tendrony atsimo-atsinanan’ ny [[Saikanosin' i Malacca]] no misy an’ i Singaporo. . Tsy dia avo ny vohon-tany any amin’ ny ankapobeny. I Singaporo dia fantatra manerana ny tany ary matetika atao ohatra amin' ny fivoarana ara-toekareny. Taorian' ny fahaleovantena tamin' ny [[1965]], ny tanànan' i Singaporo, kely harena an-kibon' ny tany ampian' ny olana ara-tsôsialy sy ara-toekarena rehetra, dia lasa anisan' ny firenena matanjaka indrindra eto an-tany. Ilay tanàna, mizaka tena, dia tanàna sinoa eo anivon' ny [[Tontolo Maley]]: [[Sinoa (vahoaka)|Sinoa]] avy any [[Sina]] ny ankabeazan' ny mponina ao, io no nampahaleotena azy tamin' ny 9 Aogositra 1965. Firenena be tanàn-dehibe mandroso i Singaporo, ary betsaka ireo trano mijoalajoala manaka-danitra. Anisan’ ireo firenena manan-karena indrindra any [[Azia Atsimo-Atsinanana]] i Singaporo. Ny fahombiazana ara-toekaren’ ny tananan’ i Singaporo, amin’ ny ankapobeny, dia avy amin’ ny toerana ara-jeôgrafia misy azy, izay fihaonan’ ny [[Ranomasimbe Indiana]] sy ny [[Ranomasin' i Sina Atsimo]]. Izany no nahafahan’ i Singaporo nandroso amin’ ny maha toeram-pandalovan’ ny raharaham-barotra isan’ ireo lehibe indrindra azy. Isan’ ireo lehibe indrindra maneran-tany ny seranan-tsambon’ i Singaporo. Toerana anaovana fandraharahana ara-bola sy iroboroboan’ ny [[taozava-baventy]] ny tanànan’ i Singaporo. Maro ny vahoaka mitambatra ho mponina any Singaporo, ka isan’ izany ny [[Sinoa (vahoaka)|Sinoa]], izay mahatratra 80 %, ny [[Maley (vahoaka)|Maley]] ary ny [[Indiana (vahoaka)|Indiana]]. Ny ankamaroan’ ny mponina dia manaraka ny fivavahana [[Bodisma|bodista]] (indrindra ny Sinoa), ny [[silamo]] (fivavahan’ ny Maley), ny [[kristianisma]] (fivavahan’ ny Sinoa sy ny Indiana sasany) ary ny [[hindoisma]] (fivavahan’ ny Indiana sasany). Zanatany britanika taloha i Singaporo nanomboka tamin’ ny taona 1819. Nahazo ny fahaleovan-tenany izy tamin’ ny taona 1965. Mpikambana ao amin’ ny [[Commonwealth]] ity firenena ity ankehitriny.[[Sary:Saint Andrew's Cathedral, Singapore 2.JPG|thumb|203x203px]] [[File:Canadian International School at Singapore.jpg|thumb|Sekoly Iraisampirenena Kanadiana any Singapore]] == Tanàna == == Jeografia == == Pôlitika == == Toe-karena == == Finoana == == Lalàna == === Fahadiovana === == Kolontsaina == == Jereo koa == '''Firenena ao Azia:''' [[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jôrdania]] - [[Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]]. '''Kôntinenta eto an-tany''' * [[Afrika]] * [[Amerika]] ([[Amerika Avaratra]] - [[Amerika Atsimo]]) * [[Azia]] * [[Eorôpa]] * [[Ôseania]] * [[Antarktika]] {{vangovango}} === Rohy ivelany === === Boky na pejy mikasika azy ===
* {{en}} [http://www.gov.sg/ Sehatra ny governemanta singaporianina * {{en}} {{pdf}} [http://siteresources.worldbank.org/EASTASIAPACIFICEXT/Resources/City_profile_Singapore.pdf Tatitr'asa]n'ny [[Banque Mondiale]] [[Sokajy:Azia]] {{Lien AdQ|km}}
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Singapaoro
: Liens de site, Description : mg
endrika miasa eto amin'ity pejy ity:
Endrika:Bordure
hanova
Endrika:Cite book
hanova
Endrika:Cite web
hanova
Endrika:Coord
hijery ny fango
) (voaaro)
Endrika:Domaine internet pays
hanova
Endrika:En
hanova
Endrika:Filamatra fiteny
hijery ny fango
) (voaaro an-tàpany)
Endrika:Fuseau horaire pays
hanova
Endrika:Gentilé pays
hanova
Endrika:Gouvernement pays
hanova
Endrika:Hymne national pays
hanova
Endrika:Indicatif téléphonique pays
hanova
Endrika:Indication de format
hanova
Endrika:Indépendance pays
hanova
Endrika:Infobox Pays
hanova
Endrika:Infobox pays
hanova
Endrika:Lien AdQ
hanova
Endrika:Mg
hanova
Endrika:Monnaie pays
hanova
Endrika:Nwt
hanova
Endrika:Pdf
hanova
Endrika:Rohy ++
hanova
Endrika:Statistiques pays
hanova
Endrika:Style afatra
hanova
Endrika:Style hafatra
hanova
Endrika:Vangovango
hijery ny fango
) (voaaro an-tàpany)
Module:Citation/CS1
hanova
Module:Citation/CS1/COinS
hanova
Module:Citation/CS1/Configuration
hanova
Module:Citation/CS1/Date validation
hanova
Module:Citation/CS1/Identifiers
hanova
Module:Citation/CS1/Suggestions
hanova
Module:Citation/CS1/Utilities
hanova
Module:Citation/CS1/Whitelist
hanova
Module:Citation/CS1/styles.css
hanova
Module:Coordinates
hanova
Module:Math
hanova