Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Balsama

Avy amin'i Wikipedia

Ny balsama na balisama dia ditin-kazo miforona amin' ny karazana hazo sy kirihitra sasany. Ny balsama ao amin' ny Baiboly no nahatonga ny fiantsoana azy indraindray hoe "balsaman' i Gileada". Avy amin' ny teny latinina hoe balsamum hoe "ditin' ny hazo balsama", izay avy amin' ny loharano semitika toy ny teny hebreo hoe basam, "zava-manitra", "menaka manitra")