Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Famaky

Avy amin'i Wikipedia
Fitaovana marani-dela misy tahony

Ny famaky dia fitaovana fanapahana marani-dela vita amin' ny metaly, indrindra amin' ny vy na tsy, misy tahony, izay matetika ampiasaina hamakiana na hanapahana hazo na zavatra mafy sady azo atao fitaovam-piadiana.