Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Fameno zoina mivantana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fameno zoina mivantana dia anjara asan' ny teny na andian-teny ao amin' ny fehezanteny izay matetika akambana amin' ny matoanteny tsy mila mpampiankin-teny, izay milaza ny olona na ny zavatra atao na iharan' ny asa. Ny mifanohitra aminy dia ny fameno zoina tsy mivantana izy matetika ampidirin' ny mpampiankin-teny.

Ao amin' ny fehezanteny frantsay hoe Le chat mange la souris ("Mihinana (ny) voalavo ny saka") dia fameno zoina mivantana ny hoe souris.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]