Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Fampielezan-kevitra

Avy amin'i Wikipedia

Ny fampielezan-kevitra dia ny fampahafantarana ny hevitra amin' ny alalan' ny fampiasana ny fitaovana fampielezana toa ny haino aman-jery, ny onjam-peo, ny fahitalavitra sns. Ampiasain' ny mpanao pôlitika amin' ny fotoam-pifidianana izy io na koa ampiasain' ny orinasa na fikambanana mba hanintona ny mpanjifa na hampirisika ny olona hanao fanomezana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.