Faritra Vatovavy-Fitovinany
Vatovavy-Fitovinany dia faritra taloha tao atsimo-atsinanana amin' i Madagasikara, ao anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa. Taty aoriana dia nizara ho faritra roa izy, dia ny Faritra Vatovavy sy ny Faritra Fitovinany.
Fitantanana
[hanova | hanova ny fango]I Vatovavy-Fitovinany dia nizara distrika enina, izay mitsinjara ho kaominina 122.
- Distrikan' Ifanadiana
- Distrikan' Ikongo
- Distrikan' i Manakara
- Distrikan' i Mananjary
- Distrikan' i Nosy Varika
- Distrikan' i Vohipeno
Valan-javaboary
[hanova | hanova ny fango]- Ampahan' ny Valan-javaboarin'i Ranomafana
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy - Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)