Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Etona karbônika

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Gazy karbonika)
Firatitry ny etona karbônika

Ny etona karbônika na gazy karbônika (raikipohy simika CO2) dia fitambarana simika miseho amin' ny endrika etona tsy misy loko manana hakitroka 53 % avo noho ny an' ny rivotra maina. Ny môlekiolan' ny etona karbônika dia misy atôma karbônina mifamatotra roa sosona amin' ny atôma ôksizenina roa.