Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Karibo

Avy amin'i Wikipedia
Karibo

Ny karibo (Rangifer tarandrus), dia serfa ao amin' ny vondron-karazana Rangifer. Hita amin' ny faritra manodidjna ny tendron-tany avaratra izy ireo ary teratany any amin' ny faritra Arktika misy tondra sy be tendrombohitra ary mangatsiaka any Eorôpa Avaratra ary Siberia ary any amin' ny tapany avaratr' i Amerika Avaratra. Ny karibo dia mpifindrafindra monina na miorim-ponenana, ary miovaova be ny haben' ny andiany any amin' ny faritra samihafa. Ny karazany any amin' ny faritry ny tondra dia zatra hatsiaka mafy, ary ny sasany dia zatra fifindra-monina lavitra dia lavitra.