Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Nontsy apôstôlika

Avy amin'i Wikipedia
Ny arsevelka Karl-Josef Rauber, nontsy apôstôlika taloha tany Belzika sy Loksamborga

Ny nontsy apôstôlika dia iraka ara-diplômasian'i Vatikàna izay nomena andraikitra ho masoivohon'ity firenena ity any amin'ny firenena na fanjakana hafa. Ny teny hoe nontsy dia avy amin'ny teny italiana hoe nunzio, izay avy amin'ny teny latina hoe nuntius, midika hoe "iraka".