Sekoly
Apparence
Ny sekoly dia toerana fianarana, fandratoana fahaizana sy fahalalana.
Raha ny fizotram-pianarana ao Madagasikara dia mizara 4 amin'ny ankapobeny ny sekoly, aorian'ny garabola:
- Ny sekoly fanabeazana fototra izay maharitra 5 taona.
- Ny sekoly ambaratonga faharoa fototra izay maharitra 4 taona.
- Ny sekoly ambaratonga faharoa izay maharitra 3 taona.
- Ny fianarana ambaratonga ambony na ny anjerimanontolo
Matetika izy ireo dia miditra amin'ny andrim-pampianarana ankapobeny amin'ny 6 na 7 taona; nahazo diplaoma tamin'ny 17 na 18 taona izy ireo. Ny fandaharam-pianarana mahazatra amin'ny sekoly ambaratonga faharoa dia natao ho an'ny kilasy 10-12 ary, araka izany, taona fianarana.