Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Skandiôma

Avy amin'i Wikipedia
Skandiôma

Ny skandiôma (Anglisy: Scandium) dia singa simika misy marika Sc sy laharana atomika 21. Singa metaly fotsy volafotsy, nosokajiana ara-tantara ho singa tsy fahita firy izy io.