Vatolampin'i Gibraltara
Apparence
Ny Vatolampin'i Gibraltara (avy amin'ny anarana arabo Jabel-al-Tariq) dia vongan-bato sokay monolitika hita ao amin'ny faritanin'i Gibraltara britanika, akaikin'ny tendrony atsimoandrefan'i Eoropa amin'ny Saikinosy Iberiana, ary eo akaikin'ny fidirana amin'ny Mediteranea. 426 m (1 398 ft) ny haavony.