Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Virijiny (antokon-kintana)

Avy amin'i Wikipedia
Antokon-kintan' ny Virijiny
Antokon-kintan' ny Virijiny

Ny Virijiny dia antokon-kintan' ny zôdiaka andalovan' ny masoandro amin' ny 16 Septambra hatramin' ny 30 Oktobra. Ny antokon-kintan' ny Liona no eo andrefany fa ny an' ny Mizana kosa no eo atsinanany.

Avy amin' ny teny arabo dia atao hoe السنبلة / As-Sumbul ("virjina") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy ny volana malagasy Asombola. Io antokon-kintana io dia atao amin' ny teny latina sy anglisy hoe Virgo sy amin' ny teny frantsay hoe Vierge. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Παρθένος / Parthenos. Amin' ny teny maley dia atao hoe Sunbulat na Sumbulat na Perawan ihany koa izy.

Ny evan' ny zôdiaka Virijiny, mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin' ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan' ny masoandro amin' ny 23 Aogositra hatramin' ny 22 Septambra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Evan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: