Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

anarchia

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Hongariana

[Ovay]

Anarana iombonana

anarchia

  1. fisavoritahana amin'ny ankapobeny; tsy fandaminana
  2. toe-javatra iray ao amin'ny fiarahamonina tsy misy manampahefana na vondron'olona manam-pahefana

Fanononana

Tsiahy

Italiana

[Ovay]

Anarana iombonana

anarchia

  1. tsy fanarahan-dalàna

Tsiahy

Latina

[Ovay]

Anarana iombonana

anarchia

  1. Tsy misy mpitondra na mpitarika, tsy misy lalàna

Fanononana

Tsiahy