A Histoire - Geographie
A Histoire - Geographie
A Histoire - Geographie
*********************
NB : Le candidat doit traiter les Deux (02) sujets proposés
SUJET I GÉOGRAPHIE:
Dissertation (10 points)
N.B Tsy Maintsy ataon’ ny mpiadina ireo laza adina Roa (02) atolotra azy
LAZA ADINA I JEOGRAFIA
Famoaboasan- kevitra (isa 10)
Ny indostrian’i Etazonia:
- Hazavao ireo antony mampatanjaka azy.
- Hadihadio ireo fahalemeny.
LAZA ADINA II TANTARA Fanadihadiana tahirin-kevitra (isa 10)
Izao tontolo izao voakorontana taorian’ny Ady lehibe faharoa.
« … Sarotra ny hanaovana tombam-bokatry ny Ady lehibe faharoa noho ny hamafin’ny ady sy ny
endriky ny fifandonana. Na izany aza anefa, ireo mpanara-maso rehetra dia nifanaiky tamin’ny zavatra
telo ; ny hamaroan’ny faty olona sy ireo zavatra rava, ny fifandanjan-kery iraisam-pirenena indray ary
ny halalin’ireo fikorontanana isam-paritra … »
Tantara, “Le Monde de 1945 à nos jours, Collection
GREHG, Terminales “ pejy 78.