Fangatahana Andraikitra
Fangatahana Andraikitra
Fangatahana Andraikitra
TOERANA
FILOHAN’NY LASY
6- FARITANY:
Voarain’ny Faritany androany faha : ……………………………………
FILAZAN’NY FARITANY MIKASIKA NY MPIANDRAIKITRA
……………………………………………………………………………………………………………………………………………………………..
……………………………………………………………………………………………………………………………………………………………..
Natao androany faha : ……………………………………
Sonia sy Fitomboky ny Filoham-paritany :
FANAMARIHANA
1. Ho an’ny MPIANDRAIKITRA : Asiana sary tapaka ary tsy maintsy ankatoavin’ny Komitim-pivondronana ity fangatahana andraikitra ity vao alefa any amin’ny
Filohan’ny DFaV.
2. Atao “recto-verso” ity fangatahana andraikitra ity.
3. Ampiarahina amin’ny vola fandoa isan-taona (1.500Ar) sy ny KARATRA.
4. Efa voaloa ny Cible ny Fivondronana vao manao ny fangatahana Andraikitra ny Mpiandraikitra.
5. Ho an’ny FARITANY : Alefa mankaty amin’ny Foibe ny dika 03 mitovin’ity Fangatahan’andraikitra ity ary aza adino ny fanolorana ny Mpiandraikitra. Averin’ny
Foibe ny dika 02 ary homena ny Mpiandraikitra ny dika 01, mijanona ho n’ny DFaV Faritany kosa ny iray.