Location via proxy:
[ UP ]
[Report a bug]
[Manage cookies]
No cookies
No scripts
No ads
No referrer
Show this form
Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Fanomezana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Evina
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Amin'ny tetikasa hafa
Zavatra Wikidata
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Qualitative-Real-Time-Schlieren-and-Shadowgraph-Imaging-of-Human-Exhaled-Airflows-An-Aid-to-Aerosol-pone.0021392.s002.ogv|400px|vignette|Ny sary momba ny fikorianan' ny rivotra mandritra ny evina, fampitahana ny mievina tsy misaron-tava amin' ny fomba maro isan-karazany amin' ny fanakonana ny vava sy ny orony: tanana mihidy, tavy, fitaovana "mpamono kohaka", tampim-bava, ary saron-tava N95.]] [[Sary:Fred Ott sneeze 1894.gif|200px|vignette|alt=Fred Ott mievina|Fred Ott mievina]] Ny '''evina''' na ny '''fievenana''' dia fandroahana rivotra avy amin' ny [[havokavoka]] amin' ny [[orona]] sy [[vava]], matetika vokatry ny singa vahiny manorisory ny [[atiorina]]. Mamoaka rivotra an-keriny avy amin' ny vava sy ny orona ny evina amin' ny hetsika tsy fidiny ary mipoaka. Ity hetsika ity dia ahafahan' ny [[rehoka]] mivoaka amin' ny orona sy ny [[rora]] mivoaka amin' ny vava. Mety misy ifandraisany amin' ny fihetsehana tampoka amin' ny hazavana mamiratra (fantatra amin' ny hoe [[refleksa fievenana rehefa tratry ny hazavana]]), fiovana tampoka (midina) ny mari-pana, tsio-drivotra mangatsiaka, vavony fenobe, [[otrikaretina virosy]] na vovoka maha[[tohina]]. Noho izy io mety hampiely aretina amin' ny alalan' ny piti-drora na lelo na koa ny rivotra avoaka rehefa mievina, dia asaina manarona ny vava sy ny orona amin' ny sandriny, ny ao anatin' ny [[kiho]], na mampiasa [[mosara]] ny olona rehefa mievina. Ho fanampin' ny fanakonana ny vava, ny fijerena ambany dia manova ny fiparitahan' ny vongan-drano ary hisorohana ny fifantohan' ny tsimokaretina amin' ny haavo isefoan'olona. Ny asan' ny fievenana dia ny mandroaka ny lelo misy poti-javatra vahiny na mampangitikitika ary manadio ny lavak'orona. Mandritra ny fievinenana, ny lanilany malemilemy dia mikitroka raha miakatra ny lamosin' ny lela mba hanakatona ampahany amin' ny vava, ka manao [[vokatra Venturi]] (mitovitovy amin' ny carburateur) noho ny fitsipiky ny Bernoulli ka ny rivotra mivoaka avy ao amin' ny havokavoka dia haingana amin' ny alàlan' ny ny vava ary noho izany dia miteraka tsindry ambany ao ambadiky ny orona. Amin'izany fomba izany dia voatery miditra amin' ny alàlan' ny orona ny rivotra ary mivoaka avy ao amin' ny vava ny rehoka sy ny loto. Mamoaka rehoka amin' ny orona ny mievina amin' ny vava mihidy fa tsy soso-kevitra satria miteraka fanerena be ao amin' ny loha ary mety hanimba. Tsy afaka mievina mandritra ny torimaso noho ny [[tsifahafaha-mihetsika vokatry ny REM]], izay toetry ny vatana izay tsy hifohazan' ny [[môtônerônina]] ary tsy ahafahan' ny atidoha mandray ny famantarana refleksa. Mety hifoha amin' ny torimasony anefa ny fanairana avy any ivelany, fa izay mievina aorian'izay dia mifoha amin' ny ampahany kely indrindra.<ref>[https://web.archive.org/web/20190223074310/https://indianapublicmedia.org/amomentofscience/sleep-on-sneeze-not/ "Sleep On, Sneeze Not"] ("Matory, Aza Mievina"). A Moment of Science. Indiana University. Archived from the original on 23 February 2019. Retrieved 2019-02-21.</ref> [[sokajy:Fiziôlôjia]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Evina
: Liens de site, Description : mg