Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                
Aller au contenu

Schinus molle

Avy amin'i Wikipedia
Schinus Molle

Ny Schinus Molle dia hazo manana ravina maharitra izay mahatratra 15 m, teratany any amin' ny faritra any amin' ny Tandavan-tendrombohitra Ande Peroviana ka hatrany amin' ny faritra atsimo amin' i Brezila. Matetika amidy amin' ny anarana hoe "berôzy" ny voany mavokely na dia tsy misy ifandraisany amin' ny dipoavatra mainty (Piper nigrum) aza ny S. Molle. Avy amin' ny teny hoe mulli, izay teny ketsoa anondroana an' ilay hazo, ny teny hoe Mello ao amin' ny hoe Schinus Mello.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]