Wilhelmshaven
Apparence
53°31′N 08°06′E / 53.517°N 8.100°E
Wilhelmshaven | ||
Velarantany | 107,07 km2 | |
Isam-ponina | 76,089 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | de:Carsten Feist | |
Firenena | Alemaina | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |
I Wilhelmshaven dia tanàna any Alemaina, Ny tanàna no misy ao amin'ny Niedersachsen ary ny ranomasina Avaratra. Misy, 76.089 ny olona velona.
Tafika an-dranomasina
[hanova | hanova ny fango]Wilhemshaven no fonenan'ny toby an-dranomasina lehibe indrindra any Alemaina.
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Wilhelmshaven |